Fikambanana misahana ny resa-pirenena sy mikasika ny fampandrosoana ny tanindrazana sy ny faritra ary ny fiainan' ny mponina.
Miarahaba ny mpitondra vaovao ny terak' i Mandridrano rehetra ary dia momba sy manaraka an' izay rehetra sahanina ho an' ny fampandrosoana ny tanindrazana sy ny faritra.
Filoha Madagasikara : Mr RABARILALA
Mpitam-bola : Mme SOLANGE
Filoha Frantsa : Raharimbahoaka ANDRIAHOBIJAONA
Terak' i Mandridrano.
Les commentaires récents