- Efa vita ny lalana ( goudroné )
- Efa 24/24 y jiro aty,notarihina avy any Tana
- Efa tonga any Mananasy Ny Jiro
- Misy Radio sy TV privé koa ( RTS : Radio Television Soavinanndriana ) matanjaka B o KA mahare hatrany Bongolava. De Canal sat no jerena fa tsy dia misy emission firy.
- Efa misy centre fanalana Bac Soavinandriana ka miatsara hatran ny résultat;
- Mbola malaza fona n tsena latsinainy, ny lasopindragaby ko.
- Ny bononoka sy ketapotsy...
Nanao dejeuner t@ lahady ny GEENIS ( Groupement des Etudiants et Eleves Natifs de Soavinandriana.Tao daolo ry deputé, senateur'chef de region.... )
Tsara ny fampandrosoana ny faritra, fa tokony harovana ny maha Mandridrano an' i Mandridrano.
Hasina : Terak' i Mandridrano
Association imanga
Fikambanana manohana ny E.P.P S/na ambony. Ny siège social dia ao Strasbourg. Zandrin' i Naina no tompon' andraikitra. Ary ity ny takelaka azo hijerena azy.
http://cantarelle.free.fr/imanga.html
FANONTANIAN' I NANTSA
Inona ny "technologies sy environnement" ampiasaina nanamboarana ny takelak' i Mandridrano. Efa ela ve ny tompon' andraikitra no nipetraka tao S/na?
VALITENIN'NY TOMPON'ADRAIKITRA
Nianatra tao amin'ny FJKM S/na.Avy eo lasa tany amin'ny FJKM Ambatomanga. Dia niakatra tao amin'ny LMA Ampefiloha. Tao aorinan'ny SN dia lasa taty Frantsa. Ary Informatique de gestion ny fianarana nataoko.
PHP 5.0 sy HTML ny langage, MYSQL ny BD ary JAVA mikasika ny script. Progiciel an' i TypePad no ampiasaina. Raha toa moa ka mila zavatra hafa tianao ho fantarina lalindalina kokoa dia aza misalasala fa natao ho an' izany ny takelaka ary hiezaka izahay amin' ny fanomezana fahafaha-po ho an' ireo izay lina amin' ny fanamboarana tamba-jotra.
Mandra-panoratra
DaHoby
Les commentaires récents